Teny iditra nify
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy fahatevenana. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay mince, peu épais [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra nify
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Taolana madinika mitsatoka amin' ny valanorano ambony sy ambany, natao hitsakoana ny zavatra hanina. -- Misy karazany telo ny nify, izay samy manana ny asany manokana avy: ny andrianify mitetika, ny vangy mandrovitra, ary ny vazana mamotipotika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a tooth. [this appears in Malayan languages as nipun, nifan, nifoa, nifin, niki, nisi, etc.] [Richardson 1885]
 a tooth, esp. a front tooth [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay dent, surtout les dents antérieures [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Izany anefa tsy milaza fa sitrana ilay nify marary. [Andraina: I Vola, takila 38]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2017/06/29