Teny iditra nilaza (laza)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe milaza
Ohatra 
1Efa nilaza taminareo aho! [Randriamamonjy: Ombalahibemaso]
2Misy izany ka tsy mba nilaza. [Rasamuel: Fanambadiana]
3Toa nalahelo izy nilaza izany. [Rakotozafy: Ratsimba]

Teny iditra nilaza- (laza)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe ilazana

2020/02/11