Teny iditra nirina (iry)
Sokajin-teny ny lasan' ny matoantenin' ny iharana irina
Ohatra Voan-kazo nirina hianao
akondro notadiavina
ka na seranin-dolo aza
dia tsy havela tsy akory
fa raha matin-java-nirina
zana-mamba natelin-dreniny
ka lanin'ny kibo nitoerana
[2.131]

Teny iditra Nirina
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Anaran' olona 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12