Teny iditra nisintona > misintona (sintona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana
Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano
Mikainkona: Nisintona ny hozany [1.1]
Ohatra Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misintona
Ny lasa : nisintona
Ny hoavy : hisintona
Filaza mandidy : misintòna
Ohabolana 

Teny iditra nisintona > misintòna (sintona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misintona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra nisintona > isintonana (sintona)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : isintonana, isintonako, isintonanao, isintonany, isintonantsika, isintonanay, isintonanareo, isintonan', isintonan-, isintonam-, isintona-
Ny lasa : nisintonana, nisintonako, nisintonanao, nisintonany, nisintonantsika, nisintonanay, nisintonanareo, nisintonan', nisintonan-, nisintonam-, nisintona-
Ny hoavy : hisintonana, hisintonako, hisintonanao, hisintonany, hisintonantsika, hisintonanay, hisintonanareo, hisintonan', hisintonan-, hisintonam-, hisintona-

Fivaditsoratra