Teny iditra nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka
Singan-teny mitoto ; mahafotsy ; mahandro ; mahamasaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona nahavita sy nahatanteraka zavatra iray an-tsakany sy an-davany; ny nahavita raharaha na adidy ka nahatanteraka izany hatramin' ny farany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/28