Teny iditra njainjay
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Manana toetra hafahafa tsy mitovy amin' ny olon-drehetra: Rakoto moa hitanao ihany; njainjay izay izy ka sarotra ifampiraharahana
Mitovy hevitra: hafa fandry ~ zanakalondrano [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31