Teny iditra njola
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny olona mijery amin' ny indra-maso, izany hoe tsy any amin' ilay zavatra jereny no alehan' ny masony: Misy ny njola mitifitra, misy ny mifanaraboamaso [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy squint-eyed. [Malay Juling.] [Richardson 1885]
 cross-eyed, squint-eyed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui louche [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra gila
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2010/09/06