Teny iditra njolaina (njola)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Jerena vilana, sompirana: Nonjolainy aho kanefa tsy inona ratsy nataoko azy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
njolaina
njolaiko
njolainao
njolainy
njolaintsika
njolainay
njolainareo
njolain'
njolain-
njolaim-
njolai-
nonjolaina
nonjolaiko
nonjolainao
nonjolainy
nonjolaintsika
nonjolainay
nonjolainareo
nonjolain'
nonjolain-
nonjolaim-
nonjolai-
honjolaina
honjolaiko
honjolainao
honjolainy
honjolaintsika
honjolainay
honjolainareo
honjolain'
honjolain-
honjolaim-
honjolai-
njolao

2010/09/06