Teny iditra nodiningana > diningana (dingana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voadingana, dinganina, dikaina: Nodiningany ny rainy ka tsy faly
Ihoarana: Nodiningany ny hady
Avala, hadino: Nodininganao ireto andalana roa ireto [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : diningana, diningako, dininganao, diningany, diningantsika, dininganay, dininganareo, diningan', diningan-, diningam-, dininga-
Ny lasa : nodiningana, nodiningako, nodininganao, nodiningany, nodiningantsika, nodininganay, nodininganareo, nodiningan', nodiningan-, nodiningam-, nodininga-
Ny hoavy : hodiningana, hodiningako, hodininganao, hodiningany, hodiningantsika, hodininganay, hodininganareo, hodiningan', hodiningan-, hodiningam-, hodininga-
Tovy hevitra voadingana

Fivaditsoratra