Teny iditra noely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fety kristianina fahatsiarovana ny nahaterahan' i Kristy izay ankalazaina amin' ny 25 Desambra
Krismasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Christmas. Comp. krismasy. [1.2]
 Christmas [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Noël [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra krismasy
Ny fihaviany Frantsay: noël.
Mpanahaka  paka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31