Teny iditra nofinidy (fidy)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe finidy
Famaritana frantsay choisi, élu ( voafidy ) [Abinal 1888]
Endriteny 
nofinidy
nofinidiko
nofinidinao
nofinidiny
nofinidintsika
nofinidinay
nofinidinareo
nofinidin'
nofinidin-
nofinidim-
Teny mitovy hevitra voafidy
Ohatra 
1Nanomboka tamin' ny taona 1827 dia efa nisy soratra vavolombelon' ny tantara, araka io loha-hevitra nofinidy io. [Razoharinoro: Soratra, takila 5]
2Ny fivoriamben' ny olom-pirenena mpifidy sy ny komity mpanatanteraka nofinidy no mitantana ny raharahan' ny Fokontany. [Fanjakana: Fifidianana, takila 39]

2017/05/21