Teny iditra nofy ratsy
Singan-teny nofy ; ratsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Nofy ahitana zava-mahatahotra sy mahafeno ahiahy, ka manjary tsy mampandry ny saina [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16