Teny iditra nofy ririnina
Singan-teny nofy ; ririnina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Nofy mifangaro be ihany, tsy misy lohany sy vodiny, izay heverina ho vokatry ny hatsiaka amin' ny alin-dririnina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11