Teny iditra noi > noina (ano)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Dikanteny anglisy   a provincial word for anoina (ano). [Richardson 1885]
Ny bikany  
noina
noiko
noinao
noiny
nointsika
noinay
noinareo
noin'
noin-
noim-
noi-
nonoina
nonoiko
nonoinao
nonoiny
nonointsika
nonoinay
nonoinareo
nonoin'
nonoin-
nonoim-
nonoi-
honoina
honoiko
honoinao
honoiny
honointsika
honoinay
honoinareo
honoin'
honoin-
honoim-
honoi-

noi   
anay
Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny izahay raha atao teny fameno: Nanasa anay idadatoa tamin'ny alahady,, na atao teny milaza tompon-javatra: Anay ny fandresena! [Rajemisa 1985]
noi, a noi [Profita 1969]
antsika
Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny isika raha atao teny fameno: Mahita antsika Andriamanitra, na raha atao milaza tompon-javatra: Antsika ny fahadisoana ka aoka handefitra isika. [Rajemisa 1985]
noi [Profita 1969]
isika
noi [Profita 1969]
izahay
noi [Profita 1969]