Teny iditra nono
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Organa hita eo amin' ny tratran' ny olombelona sy ny biby miteraka, izay iavian' ny ronono amelomany ny zanany raha mbola kely [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a pap, a breast, a teat. [Richardson 1885]
 the breasts [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay les seins; mamelle [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay mamelle, pis. [Voambolana: Haibiby: (amin' ny ankapobeny)] [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra nono
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Bara] (de nono : sein ; allusion à ses emplois comme galactogogue). Metaporana parvifolia var. obtusa Verdc. (Convolvulaceae). L'infusion en est donnée aux femmes qui viennent d'accoucher pour favoriser la lactation ; surtout quand elles sont suspectes de syphilis. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Metaporana parvifolia var. obtusa

2017/12/07