Teny iditra nonoina (nono)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tsentsefina na trohina mba hisintonana ny ronono [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be sucked. Used of the teat of a breast. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : nonoina, nonoiko, nonoinao, nonoiny, nonointsika, nonoinay, nonoinareo, nonoin', nonoin-, nonoim-, nonoi-
Ny lasa : nononoina, nononoiko, nononoinao, nononoiny, nononointsika, nononoinay, nononoinareo, nononoin', nononoin-, nononoim-, nononoi-
Ny hoavy : hononoina, hononoiko, hononoinao, hononoiny, hononointsika, hononoinay, hononoinareo, hononoin', hononoin-, hononoim-, hononoi-
Filaza mandidy : nonoy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20