Teny iditra | nonsy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Masoivohon' ny Papa Ray Masina eo amin' ny Firenena iray (matetika dia ampiana hoe apostolika io teny io: Nonsy apostolika) (Fiv. kat.) [1.1] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ny fihaviany | Frantsay: nonce. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |