Teny iditra nony
Sokajin-teny   mpampitohy [firaketana]
Famaritana malagasy   Rehefa (raha milaza ny lasa ny matoanteny manaraka azy): Nony niamboho Ranavalona reniny, dia nitsoka ny rivo-pahafahana
¶ Isaky ny (raha milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka azy): Nony midona ny orana, velon-tsento i Sahondra mahatsiaro andreniny
¶ Tamin' ny (raha milaza ny ho avy ny matoanteny manaraka azy ao anatin' ny tantara): Nony handeha indrindra izahay no avy ny orana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   when, if, if otherwise. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   lorsque, quand, après que. Nony lasa izy, dia nody izahay: lorsqu'il fut parti, nous revînmes. Nony tsy maty ikakibe, nanan-dray roa aho toy izay: litéralement: si mon grand-père n'était pas mort, j'aurais deux pères; au figuré: on serait heureux si l'on avait tout ce qu'on désire. [Abinal 1888]
Dikanteny anglisy   when (used of simultaneous events) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   quand, lorsque, lors de [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   fony ~ rehefa ~ raha

Nohavaozina tamin' ny 2011/11/08