Teny iditra ny ahy (ny, ahy)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   Enti-misolo anaran-javatra ananana raha ny tena no tompony: Lafo kokoa ny satrokao noho ny ahy. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   le mien, les miens [Abinal 1888]
Ohatra  
1Ny ahy toaka mahery! [Andriamalala: Fasana, takila 5]
2Mba kivazivazy ny ahy. [Rapatsalahy: Kintana, takila 70]

Nohavaozina tamin' ny 2017/11/06