Teny iditra ny anao
Singan-teny anao
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra ananana: Iza amin'ireto boky ireto ny anao? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le tien, la tienne, les tiens, les tiennes [1.3]
  [Tanala] Le tien, la tienne, ce qui est à toi. Toy ny anao (Voici ta part) [1.6]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16