Teny iditra ny Andriana
Singan-teny ny ; andriana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Titre honorifique: Avelao aho, ny Andriana, mba handeha (Permettez-moi, sire, de partir aussi) [1.3]
Ohatra 
1Asaovy mandeha hoy aho, ny andriana [2.69]
2Aoka re, ny Andriana, mba handeha izy [1.1]
3Mba avia re, ny Andriana, hotahin' Andriamanitra ianao [1.281]
4Indreto àry, ny Andriana, ry Kelimalaza mivady sy i Manjakatsiroa [2.528]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01