Teny iditra ny ankabeazany (ny, betsaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany vaovao izany ny ankabeazany aminay
Mitovy hevitra: ny ankabetsahany ~ ny ankamaroany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy most of, the majority [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay la plupart, la majorité [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31