Teny iditra ny azy
Singan-teny azy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mpisolo anarana enti-milaza zavatra ananan'ilay olona tenenina: Ento, hono, ny satrok'i Bema. Misy satroka maro ireo ka tsy fantatro ny azy? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le sien, la sienne, les siens, les siennes, les leurs [1.3]
 Le sien, la sienne, les siens, les sienn [...] [tohiny 1.5]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/19