Teny iditra Ny Fikabariako
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Zana-dohateny ny kabary Malagasy ankehitriny ~ fianarana mikabary
Mpanoratra Ramamonjisoa Edouard, 2001; Reckert Carla, 2001; Ranaivo Herinantsoina Raholdina, 2001
Fanonta printy 2001. Edisiona Antso. Takila: 130.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02