Teny iditra Ny Fitenin-drazana
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy misy ohabolana maro ao, tranainy sy vaovao, fa ny ohabolana tokoa moa no ain-dehiben' ny fitenin-drazana. [Rahajarizafy 1988]
Mpanoratra Rasamuel Maurice
Fanontana 1948. Ny Antsiva. Haavony: 23cm. Takila: 34. Boky: 1.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31