Teny iditra ny isavorovoroan-kilantoana
Singan-teny isavorovoroana ; ilantoana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Matetika hitadiavana ny filaminana no toa isavoritahana amin' ny ady hevitra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02