Teny iditra ny maha-izy azy (ny, maha-, izy, azy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny tena endriny na toetran'ny zavatra iray [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy what makes it to be what it is or should be [Richardson 1885]
Famaritana frantsay ce qui justifie la chose, qui rend la chose évidente, qui la prouve, ce qui la constitue [Abinal 1888]
 ce qui constitue une chose, originalit [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]

2010/05/30