Teny iditra | ny mamerina indroa manana ny antitra | |
Singan-teny | mamerina ; indroa ; manana ; antitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitenenana enti-milaza fa ny fiverimberenan-javatra dia mety hahasoa (nalaina avy amin' ny fomba fandokoana lambamena izay handroina ao anaty rano-nato ka raha tiana ho antitra tsara ny lokony dia averina indroa indray izany [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14 |