Teny iditra Obadia
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Famaritana malagasy   Obadia, Abdiasa: boky iray ao amin' ny Baiboly [Baiboly]
Dikanteny anglisy   Obadiah: one of the books of the Bible [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Abdias: un des livres de la Bible [Baiboly]
Ohatra   Ny bokin' i Obadia dia filaharana fahefatra amin' ny bokin' ny mpaminany izay nangonina tokony ho tamin' ny siekla faha-3 B.C. [Randzavola: Baiboly, takila 743]
Voambolana  
Tsipelina hafa  
Lahatsoratra  

Teny iditra Obadia
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Dikanteny anglisy   Obadiah [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Obadya [Baiboly]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Abediasa
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/03