Teny iditra obonobona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fibontsinan' ny lamba rehefa entina ka tsofin' ny rivotra. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Gonflement du lamba que l'on porte [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra obonobona
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy a kind of rash on the heads of children. (prov. ?) [Richardson 1885]
Voambolana 

2016/08/06