Teny iditra odiana (ody)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Famaritana malagasy Atao ohatra ny...: Mahagaga fa odian-dRakoto tsy hita aho rehefa mifanena aminy eny an-dalana izahay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
 to be pretended [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Odiany tsy hita (Il fait semblant de ne pas voir) ~ Tsy azo odian-tsy hita (On ne peut pas faire semblant de ne pas voir, on ne peut s’empêcher de voir) [Abinal 1888]
 qu'on fait semblant de faire [Hallanger 1974]
Endriteny 
odiana
odiako
odianao
odiany
odiantsika
odianay
odianareo
odian'
odian-
odiam-
odia-
nodiana
nodiako
nodianao
nodiany
nodiantsika
nodianay
nodianareo
nodian'
nodian-
nodiam-
nodia-
hodiana
hodiako
hodianao
hodiany
hodiantsika
hodianay
hodianareo
hodian'
hodian-
hodiam-
hodia-
odio
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra odiana (ody)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Asiana ody, sitranina: Efa latsa-paka ny aretina ka tsy azo odiana intsony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be supplied with medicine. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay maladie qu'on traite par des remèdes: Tsy azo odiana intsony ity aretina ity (Cette maladie ne peut plus être guérie par des remèdes) [Abinal 1888]
Voambolana 
Endriteny 
odiana
odiako
odianao
odiany
odiantsika
odianay
odianareo
odian'
odian-
odiam-
odia-
nodiana
nodiako
nodianao
nodiany
nodiantsika
nodianay
nodianareo
nodian'
nodian-
nodiam-
nodia-
hodiana
hodiako
hodianao
hodiany
hodiantsika
hodianay
hodianareo
hodian'
hodian-
hodiam-
hodia-
odio

2016/08/05