Teny iditra odre
Sokajin-teny   tenim-piontanana [firaketana]
Famaritana malagasy   enti-milaza figagana, fahatairana: Odre! fahalavoana re izany! [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   indicating surprise or admiration, oh my! [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   exprime l'étonnement ou admiration [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23