Teny iditra ofana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanamafisana metaly vao notefena, izay asoka ao anaty rano na diloilo mangatsiaka rehefa avy nodorana mivaingana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the tempering of steel [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay trempe de l'acier [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra ofana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy tempered [Richardson 1885]
Teny nalaina 

2010/01/11