Teny iditra ofika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Karazan' ovy mangidy fahita any anaty ala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Betsimisaraka] A twining plant. Dioscorea sp. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (Voir aussi hofika). Dioscorea heteropoda Baker (Dioscoreaceae). Tubercule de bonne qualité ; consommé après simple cuisson, sans préparation spéciale (H. Perrier ). Encore appelé oviala . [1.196]
Anarana siantifika Dioscorea heteropoda
Voambolana 
Anaram-javamaniry 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31