Teny iditra ofo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiovan' ny hoditra na fihintsanan' ny volon' ny vorona; fahalasanan' ny rano ny lokon-damba na fiovan' ny loko nony voan' ny hainandro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy scaling off. see ofaka, ofy. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay mue, changement de peau, de couleur [Abinal 1888]
Famaritana frantsay dégradation de teinte [SLP 1986]
Sampanteny 
Endriteny 
ofo
ofoko
ofonao
ofony
ofontsika
ofonay
ofonareo
ofon'
ofon-
ofom-
Teny mitovy hevitra ofy
Mpanahaka  ofaka

Teny iditra ofo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny enti-milaza ny fahefana na hasin' ny fanafody na ny sampy [Rajemisa 1985]

2011/11/08