Teny iditra ofy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vaofy, fanalana hoditra voankazo, hoditra vodinjavamaniry toy ny mangahazo. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay (toute l'île). Epluchure, épiderme des organes végétaux ; périsperme des grains, etc. D'où le verbe miofy : épulcher, décortiquer, etc. [Boiteau 1997]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra ofa ~ vofy

2017/12/15