Teny iditra oh > ohatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy fakan-tahaka: Ireto soratra ireto no omeo hataon' ny mpianatra ohatra rehefa manoratra izy ~ Manomeza oha-pitondran-tena tsara ianareo mpitondra
¶ sary vita amin' ny taratasy izay akana tahaka antin' ny didin' akanjo hatao: Ento any amin' ny mpanjaitra ity, fa ity no ohatr' ilay akanjo hodidiana ho any
¶ filazana an-tsary, fanoharana: Sary an' ohatra no anaovana ny olona saro-tahotra hoe "rano an-dravina
¶ zavatra foronina mba hanazavana na hanamarinana fitsipika na hevi-teny iray: Manomeza ohatra iray momba ny fisintonan' ny tany ny zavatra rehetra halavitina azy
¶ andrana: Nataoko an' ohatra fotsiny iny kabary iny fa tsy iny akory no tena izy. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy measure, comparison; a parable, a proverb. [mal. Sukut. For omission of s see ony, a river etc.] comp. hoatra (I., II.). [Richardson 1885]
 a measure; a comparison; an example [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay mesure, patron, modèle, exemple, comparaison, similitude, figure: Inty ny ohatry ny pataloha hataonao ho ahy (Voici la mesure, le patron du pantalon que vous me ferez) ~ Inty ny ohatry ny soratra tsy maintsy hataon' ialahy lay ity ( Voici le modèle de l'écriture que tu dois faire) ~ Diso ohatra ny fananarana nataony azy (La réprimande qu'il lui a faite dépasse la mesure) [Abinal 1888]
 exemple, comparaison; parabole [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra oh > ohatra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay qui peut être comparé, comparable, semblable: Ohatra amin' iza izay jamba am-panahy? Ohatra amin' izay tena jamba ( A qui peut-on comparer celui qui est aveugle d'esprit? On peut le comparer à celui qui est vraiment aveugle) ~ Ohatra an-draibeny io zazalahy io (Ce garçon est semblable à son grand-père) [Abinal 1888]

Teny iditra oh > ohatra
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza ny fitoviana ara-pampitahana, ara-tsary: Miolikolika ohatra ny bibilava ity renirano ity ~ Ohatra an-dRaibeny ity zaza ity
¶ (misy manoratra ity teny ity "hoatra"; raha ny marina, dia teny iray ihany ity teny mpampiankina sy ny anarana ohatra fa ny tsindrimpeo fotsiny no samy hafa toerana, mitovy tsy misy valaka amin' ny tahaka sy tahàka; araka izany, dia tsy tokony ho namoronana teny iray vaovao hafa hatao teny mpampiankina fa ny anarana ohatra ihany dia ampy)
Mitovy hevitra: mitovy ~ mova tsy ~ sahala amy ~ tahàka ~ toa ~ toy ny [Rajemisa 1985]
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Teny iditra oh > ohaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Endaka, fanendahana ny miraikitra. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy same as ofo [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra oh > ohy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mitovy amin' ny hohy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy See hohy [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra oh > ohy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Tambahoaka, Tanala, Tanosy] rambo [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny anglisy a tail. (prov.) see Rambo. [Richardson 1885]
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  kely be-ohy

Teny iditra oh > ohy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mitovy amin' ny hohy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy See hohy [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra oh > ohy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Tambahoaka, Tanala, Tanosy] rambo [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny anglisy a tail. (prov.) see Rambo. [Richardson 1885]
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  kely be-ohy

Teny iditra oh > ohotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy preparation, tendency, disposition. (prov.) see omana. [Richardson 1885]

Teny iditra oh > ohona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mitovy amin' ny hohona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the lap, the bosom. [Richardson 1885]

Teny iditra oh > ohe
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Frange, queue  - > fara, rambo, tsoko [Poirot & Santio: Vezo (takila O)]

Teny iditra oh > oho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] tranombitsika [Rakotosaona 1975]
  [Sakalava] Karazam-botry manao ny tranony eny amin' ny hazo [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra oh > oho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy a tail. (prov.) see Rambo. [Richardson 1885]
Tsipelina hafa 

Teny iditra oh > oho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] tranombitsika [Rakotosaona 1975]
  [Sakalava] Karazam-botry manao ny tranony eny amin' ny hazo [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra oh > oho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy a tail. (prov.) see Rambo. [Richardson 1885]
Tsipelina hafa 

oh   
andray
an exclamation of surprise. In truth! Indeed! Oh! [Richardson 1885]
oh! indeed! [Hallanger 1973]
inay
there! oh that! [Hallanger 1973]
puisse! oh que! plaise à Dieu! [Hallanger 1974]
ndry
showing surprise or pain; what ? oh ! [Hallanger 1973]
ô
used in addressing people, as : Rakoto ô! oh, Rakoto! [Hallanger 1973]
odre
indicating surprise or admiration, oh my! [Hallanger 1973]

oh   
adray
adre
exprimant la surprise, la douleur, l'approbation: ah! eh! ho! oh! hélas! très bien! à la bonne heure! parfait! [Abinal 1888]
adrey
hay
Enti-milaza toa figagana noho ny fahatongavan-javatra na toe-javatra tsy araka ny nampoizina: Natao hitsikitsika hivavahana, hay, Papango nipaoka ny akoho [Rajemisa 1985]
oh! vraiment! [Hallanger 1974]
odre