Teny iditra | Ohabolana sy fomba fiteny | |
Singan-teny | ohabolana ; fomba ; fiteny | |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | |
Fanazavàna teny malagasy | Navoakan' i Léonard Ramaroson tamin' ny taona 1958. Boky roa no tafavoaka. Tsy voaisa ny ohabolana zavon-tany ao. Ny mahahafa kely azy ity, dia ny fandaharana ny ohaholana araka ny fihetsi-panahy malagasy (firaisan-kina, fifankatiavana, havana sy mpianakavy...) ary mbola voatsikera amin' ny lafiny sy andinidiny indray. [2.299] | |
Mpanoratra | Ramaroson Léonard, 1958 | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11 |