Teny iditra Ohabolana vaovao
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy navoakan-dRatsimbazafy Louis tamin' ny taona 1948. Misy 2.300 no tafavoakany, milahatra araka ny abidia; saingy vita ny M, dia tsy nitohy intsony... Be ohabolana mbola tsy navoakan' ny teo aloha ny azy: fa ain' ny fiteny tokoa ny ohabolana, ka samy mamorona vaovao lava ny taranaka mifandimby. [Rahajarizafy 1988]
Mpanoratra Ratsimbazafy Louis, 1948
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2020/03/15