Teny iditra Ohabolana voalamina
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy navoakan-dRatatamo tamin' ny taona 1964, hoe hanampiana ny manala fanadinana. Tsy voaisa ny ohabolana ao, vitsy ihany. Voalamina araka ny foto-kevitra. [Rahajarizafy 1988]
Mpanoratra Ratatamo, 1964
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2020/03/15