Teny iditra Ohabolan' ny Ntaolo
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy nangonin' i W. Cousins sy Parrett ary navoakany tamin' ny taona 1885. Misy ohabolana 3.818 ao, voalohatra araka ny abidia fotsiny ary tsy misy dikan-teny [Rahajarizafy 1988]
Mpanoratra Cousins William Edouard, 1871; Parett J
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31