Teny iditra oksizena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana gazy hita betsaka indrindra eo amin' ny zavaboary, izay mandoro ka miteraka hafanana; ny oksizena dia ilain' ny zavamananaina amin' ny fiainany fa mandoro ny loto ao amin' ny rany
¶ (ampahadimin' ny rivotra amin' ny atmosfera ny oksizena) [Rajemisa 1985]
 [ oksizenina ] Singa simika [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay [ oksizenina ] Oxygène [SLP 1986]
Ny fihaviany Frantsay: oxygène.
Mpitovy hevitra oksizenina
Mpanahaka  O ~ firaketan'i Mendeleiev

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31