Teny iditra oktobra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran' ny volana fahafolo amin' ny taona, misy andro 31 [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy October [3.1]
Fanazavàna teny frantsay octobre [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: October. Frantsay: octobre.
Tsanganana sy sary iray takila Fizaran' andro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31