Teny iditra olika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiviliviliana, safelika, olaka, [Rajemisa 1985]
  [SLP 1986]
Famaritana anglisy winding, as a road, etc. Same as olaka [Richardson 1885]
Famaritana frantsay sinuosité, contour, zigzag, spirale [Abinal 1888]
Famaritana frantsay circuit [SLP 1986]
Sampanteny 
Endriteny 
olika
oliko
olikao
oliny
olitsika
olikay
olikareo
olik'
oli-
Teny mitovy hevitra biloka ~ mailoka ~ olaka ~ olikolika
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra olika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] tsinay [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy  [Provincial] provincial for the intestines [Richardson 1885]

Teny iditra olika
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] provincial for a rope [Richardson 1885]

2011/11/09