Teny iditra olimpanjehy (olitra, zehy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetra voalohany ananan' ny lolo raha vao foy, alohan' ny hiofoany ho samoma; misy tongony folo ny olimpanjehy, ka ny enina miraikitra amin' ny tratrany, ny efatra amin' ny kibony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The name of a caterpillar, so called from its motion of putting head and tail together before each step. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31