Teny iditra olom-banona (olona, vanona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy olona tsara fototra, ambony toetra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a familiar friend, and open-ended person; a liberal master [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay sur qui on peut compter; honnête, franc, loyal [Abinal 1888]
Fanazavàna teny anglisy good and successful people; establishment types [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay gens honnêtes, corrects [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31