Teny iditra olombe (olona, be)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] olon-dehibe amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] raibe sy renibe ary ny ray aman-dreny [Rakotosaona 1972]
   [ olom-be ] olona tsy be teny loatra ary morainy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   d'un bon naturel, d'une nature facile, complaisant, calme, posé [Abinal 1888]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/20