Teny iditra olona tsy mandarà
Singan-teny olona ; tsy ; mandarà
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona tsy mangoraka ny hafa, mafy fo
Mitovy hevitra: fo vato ~ tsy mangora-po ~ tsy mihontsina ~ tsy mitse-po [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20