Teny iditra olona tsy misy famavany (olona, tsy, isy, famavany)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy olona tsy mety manaiky ny marina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a person who is obstinate or unreasonable. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31