Teny iditra olon-kova (olona, hova)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza olona tsotsotra, tsy mandà izay omena sy ampanaovina azy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy good-natured, kind, mild. See olom-be. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay bonasse, qui prend tout en bonne part [Abinal 1888]
Mpitovy hevitra olon-kova be

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31